DiscoverPodcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté
Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté
Claim Ownership

Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

Author: Page RJL

Subscribed: 1Played: 9
Share

Description

Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[CA] = Catéchisme d'adulte
[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa tsy aritra"
[QZ] = Quizz - Questions/Réponses
195 Episodes
Reverse
LIVE FREESTYLE 2026-05-01

LIVE FREESTYLE 2026-05-01

2026-05-0102:16:29

FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY RJL , LIVE FREESTYLE 01 mai 2026
LIVE FREESTYLE 2026-04-19

LIVE FREESTYLE 2026-04-19

2026-04-1901:58:39

FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY1- Inona no tokony atao Raha te hitarika olona hivavaka ?2- Afaka miaraka vé ny ody gasy sy vavaka / kristiana sy franc-maçonnerie ? 3- Fahotana vé ny manao fanabeazana aizana ? 4- Ex nihilo ve ny fihariana sa nandamina zavatra efa nisy ftsn Andriamanitra ? 5- Rehefa inona no ilaina na tsy ilaina ny fanohanana pasteur ? 6- Nanao falsification ve Luther ? 7- Lainga Masina sy lainga mahafaty 8- Maninona ny lehilahy no mijery vehivavy sexy nefa rehefa vadiny dia tsy avelany ?9- Inona Ilay hoe manala na manampy teny amin'ny Soratra Masina ? 10- Inona no tokony atao fa tsy mandry ny saiko amin'ny fahafatesan'ny vady amanjanako ?11- Tanjona vé n fanambadiana ? 12- Inona no tena atao hoe mpiandry ? Iza ? Inona no conditions ? 13- Diso ve raha mampiandry fiantson' Andriamanitra fa hanangona moyens aloha ?14- Inona no mahatonga ny olona mahatsiaro olona efa maty amin'ny zavatra mitovy foana ?15- Tsy maintsy maty ve Jesosy vao misy famelankeloka ?16- Isika génération taloha vé tokony hahay mampiasa IA ?17- Ny fjkm sy flm ve miteny am fiteny tsy fantatra rehefa Mivavaka sa Fiangonana zandriny ihany no manao zany ?18- Nahoana no miadana n ratsy fanahy fa ny manao n tsara mijaly ?19- Tsy maintsy mandoa vola hono any ampengonana rehefa te hahazo Fitahiana ?20- Ny mpiandry ondry hono mitondra tehina hikapohana ny ondry mivily mila faizana ? Izay no anton'ilay manasazy ny olona tsy afaka handray 21- Inona no atao rehefa any andanitra ?
[MD] NY "DIVORCE"

[MD] NY "DIVORCE"

2025-08-2501:29:43

Rediffusion CHRONIQUE DU MIDI TIK TOK du 25 Août 2025 mikasika ny DIVORCE.
Averimberin'ny olona matetika foana ny hoe: ny TEOLOJIANA na PASTEUR na MPITANDRINA dia eny amin'ny pilopitra no asany fa tsy tokony hiditra amin'ny raharaham-pirenena. Lazaina hoe ny ARAM-PANAHY IHANY no andraikitry ny mpitondra fivavahana fa aleo hijanona ho amin'ny Mpanao politika ny resaka politika . Hadinon 'ireo miteny an'izany fa ny mpitondra fivavahana dia olom-pirenena, miaina anaty fiaraha monina sy firenena fa tsy hoe mitsingevana na miaina eny amin'ny habakabaka. Sahala izany koa ireo kristiana izay milaza fa ny paradisa sy lanitra no katsahiny fa tsy ny fiainana ety amin'izao tontolo izao ka dia tsy miraharaha izay resaka politika sy eto antany hono fa ny any andanitra ihany. Lasa tsy mipeha-tany intsony ny tongotra fa maniditsidina eny amin'ny rahona miandry zany paradisa izany . Tsy mahagaga raha ataon'ny Mpanao politika mifandimby fitaovana foana ny fivavahana satria hain'izy ireo tsara Ramalagasy sy ny fitiavana miangona sy manao amen amin'izay mahafinaritra ny sofiny. Ny teolojian'i BONHOEFFER manoloana ny fiainampirenena no karazana boussole hitondrako ny reflexion anio, fa TSY MAINTSY MI S'IMPLIQUER AMIN'NY RAHARAHAM-PIRENENA NY TEOLOJIANA, NY KRISTIANA fa tsy hoe TOKONY na hoe MAHAZO fa tena TSY MAINTSY.
Tsy misy tsy mikaikaika amin'izao fotoana izao ny ray amandreny manoloana ny fanabeazany ny zanaka.Mivadika ny globy ankehitriny fa marobe ny raiamandreny lasa baikon-janaka sy matahotra mafy ny zanany. Ilay zaza chouchouté mpanjaka kely no indro mivadika ho ENFANT DIEU (tsy refesin-mandidy).Tandremo fa tsy mahasoa na ho anareo raiamandreny ary indrindra indrindra ho an'ny zanakareo ny ENFANT DIEU.
loading
Comments